Exodus 14:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Nahoana no mitaraina Amiko ianao? Lazao ny Zanak’Israely mba handroso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Nahoana no mitaraina amiko ianareo? Ilazao ny zanak’i Israely mba hiainga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Nahoana no miantso vonjy amiko ianao? Ilazao ny Israelita mba handroso.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Nahoana no mitaraina amiko ianao? lazao amin'ny Zanak'Isiraely mba handroso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Nahoana no mitaraina Amiko ianao? Lazao ny Zanak’Israely mba handroso.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Nahoana no mitaraina amiko ianao? lazao amin'ny Zanak'Isiraely mba handroso.