Exodus 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, aingao ny tehinao ka atsory ambonin’ny ranomasina ny tananao dia saraho ny rano ka handeha hamakivaky eo afovoan’ny ranomasina, mandia tany maina, ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao manainga ny tehinao sy maninjira ny tananao eo ambonin’ny ranomasina dia hampisaraka roa azy; ary ny zanak’i Israely kosa hamaky eo afovoany mandia tany maina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ingao ny tehinao, ka ahinjiro eo ambony ranomasina ny tananao. Ary saraho ny rano, dia hamaky eo afovoan’ny rano eo amin’ny tany maina ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary aingao ny tehinao, dia ahinjiro ambonin'ny ranomasina ny tananao, ka saraho ny rano, dia handeha hamaky eo afovoan'ny ranomasina mandia ny tany maina ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, aingao ny tehinao ka atsory ambonin’ny ranomasina ny tananao dia saraho ny rano ka handeha hamakivaky eo afovoan’ny ranomasina, mandia tany maina, ny Zanak’Israely.
malagasy
Ary aingao ny tehinao, dia ahinjiro ambonin'ny ranomasina ny tananao, ka saraho ny rano, dia handeha hamaky eo afovoan'ny ranomasina mandia ny tany maina ny Zanak'Isiraely.