Exodus 14:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka ho fantatry ny Ejiptiana fa Izaho no TOMPO, rehefa asehoko ny voninahitro amin’izay ataoko amin’i Farao sy ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ho fantatry ny Ejiptianina fa Iaveh Aho, rehefa hanehoako ny voninahitro i Faraôna sy ny kalesy ama-mpitaingin-tsoavaliny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fantatry ny Ejiptianina amin’izay fa Izaho no TOMPO rehefa asehoko azy araka izany ny voninahitro.
Malagasy Bible 1865
dia ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah, rehefa ankalazaina Aho noho ny ataoko amin'i Farao sy ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka ho fantatry ny Ejiptiana fa Izaho no TOMPO, rehefa asehoko ny voninahitro amin’izay ataoko amin’i Farao sy ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.
malagasy
dia ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah, rehefa ankalazaina Aho noho ny ataoko amin'i Farao sy ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.