Exodus 14:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay Anjelin’Andriamanitra, izay nandeha teo alohan’ny tobin’ny Israelita, dia nifindra ka nankeo aorianany; ary nifindra niala teo alohany koa ny andry rahona dia nijanona teo aorianany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifindra nankeo aoriana ilay Anjelin’Andriamanitra nandeha teo alohan’ny tobin’i Israely, ary niala nankeo aoriana koa ny andry rahona izay nialoha azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjeli n’Andriamanitra izay nialoha ny Israelita hatrizay dia nandeha nifindra teo aorian’ny toby. Toy izany koa, ny andry rahona izay teo alohan’izy ireo dia lasa any aoriany.
Malagasy Bible 1865
Ary Ilay Anjelin'Andriamanitra, Izay nandeha teo alohan'ny tobin'ny Isiraely, dia nifindra ka nankeo aoriany; ary ny andri-rahona nifindra niala teo alohany dia nijanona teo aoriany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay Anjelin’Andriamanitra*, izay nandeha teo alohan’ny tobin’ny Israelita, dia nifindra ka nankeo aorianany; ary nifindra niala teo alohany koa ny andry rahona dia nijanona teo aorianany
malagasy
Ary Ilay Anjelin'Andriamanitra, Izay nandeha teo alohan'ny tobin'ny Isiraely, dia nifindra ka nankeo aoriany; ary ny andri-rahona nifindra niala teo alohany dia nijanona teo aoriany