Exodus 14:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha teo afovoan’ny ranomasina nandia tany maina ny Zanak’Israely; fa ny rano dia tonga fefy teo ankavanany sy teo ankaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niditra teo afovoan’ny ranomasina efa tonga maina ny zanak’i Israely ary zary rindrina ho azy ireo eo ankavanany sy ankaviany ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nita teo am-povoany nandia tany maina ny Israelita, fa nisavovona toa tamboho teo ankavanany sy ankaviany ny rano.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha teo afovoan'ny ranomasina nandia ny tany maina ny Zanak'Isiraely; ary ny rano dia tonga fefy ho azy teo amin'ny ankavanany sy teo amin'ny ankaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha teo afovoan’ny ranomasina nandia tany maina ny Zanak’Israely; fa ny rano dia tonga fefy teo ankavanany sy teo ankaviany.
malagasy
Dia nandeha teo afovoan'ny ranomasina nandia ny tany maina ny Zanak'Isiraely; ary ny rano dia tonga fefy ho azy teo amin'ny ankavanany sy teo amin'ny ankaviany.