Exodus 14:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny fotoam-piambenana maraina dia nitazana ny tobin’ny Ejiptiana avy eo amin’ny andry afo sy ny rahona NY TOMPO ka nampifanaritaka ny tobin’ny Ejiptiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny fotoan’ny fiambenana maraina dia nitodika ny Ejiptianina i Iaveh tao amin’ny andry afo aman-tsetroka, dia nandatsaka fangorohoroana tao amin’ny tobin’ny Ejiptianina. Nataony nitsoaka tamin’ny kalesiny ny kodiarana ka saika tsy afa-nandroso intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony efa nadiva haraina dia nijery ny tobin’ny Ejiptianina avy teo amin’ny andry afo sy rahona ny TOMPO, ka nanakorontana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny fiambenana maraina dia nijery ny tobin'ny Egyptiana tao amin'ny andri-afo sy ny rahona Jehovah ka nampifanaritaka ny tobin'ny Egyptiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny fotoam-piambenana maraina dia nitazana ny tobin’ny Ejiptiana avy eo amin’ny andry afo sy ny rahona NY TOMPO ka nampifanaritaka ny tobin’ny Ejiptiana.
malagasy
Ary tamin'ny fiambenana maraina dia nijery ny tobin'ny Egyptiana tao amin'ny andri-afo sy ny rahona Jehovah ka nampifanaritaka ny tobin'ny Egyptiana.