Exodus 14:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hilaza amin’ny olony i Farao hoe: Azon’ny tamberin-tany izy ka voahidin’ny tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao no ho filazan’i Faraôna ny zanak’i Israely: «Very lalana any ho any izy ireo ka tafahitsoka any an’efitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hiteny ny Farao hoe: «voan’ny tamberintany ny Israelita, ka voahidin’ny taniefitra.»
Malagasy Bible 1865
Ary Farao hilaza ny Zanak'Isiraely hoe: Azon'ny tamberintany izy ka voahidin'ny efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hilaza amin’ny olony i Farao hoe: Azon’ny tamberin-tany izy ka voahidin’ny tany efitra.
malagasy
Ary Farao hilaza ny Zanak'Isiraely hoe: Azon'ny tamberintany izy ka voahidin'ny efitra.