Exodus 14:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no namonjen’NY TOMPO ny Israely mba tsy ho azon’ny Ejiptiana tamin’izany andro izany; ary hitan’ny Israelita teny amoron’ny ranomasina ny fatin’ny Ejiptiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa novonjen’i Iaveh ho afaka tamin’ny tanan’ny Ejiptianina i Israely tamin’izany andro izany, ary i Israely nahita ny fatin’ny Ejiptianina teny amoron-dranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namonjy ny Israelita teo an-tanan’ny Ejiptianina ny TOMPO tamin’izany andro izany, ka ny Israelita dia nahita ny fatin’ny Ejiptianina teny amoron-dranomasina.
Malagasy Bible 1865
Izany no namonjen'i Jehovah ny Isiraely tamin'izany andro izany mba tsy ho azon'ny Egyptiana; ary hitan'ny Isiraely teny amoron'ny ranomasina ny fatin'ny Egyptiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no namonjen’NY TOMPO ny Israely mba tsy ho azon’ny Ejiptiana tamin’izany andro izany; ary hitan’ny Israelita teny amoron’ny ranomasina ny fatin’ny Ejiptiana.
malagasy
Izany no namonjen'i Jehovah ny Isiraely tamin'izany andro izany mba tsy ho azon'ny Egyptiana; ary hitan'ny Isiraely teny amoron'ny ranomasina ny fatin'ny Egyptiana.Ary rehefa hitan'ny Isiraely ny asa lehibe izay nataon'ny tànan'i Jehovah tamin'ny Egyptiana, dia natahotra an'i Jehovah ny olona ka nino an'i Jehovah sy Mosesy mpanompony.