Exodus 14:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nanamafy ny fon’i Farao, mpanjakan’i Ejipta, dia nanenjika ny Zanak’Israely izy, na dia tamin’ny fahafahana tanteraka aza no nivoahan’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohamafisin’i Iaveh ny fon’i Faraôna, mpanjakan’i Ejipta, ka nanenjika ny zanak’i Israely i Faraôna, ary tamin’ny tanana voasandratra no nivoahan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny TOMPO dia nanamafy fo ny Farao, mpanjakan’i Ejipta, mba hanenjika ny Israelita izay niala tany Ejipta tamin-kalalahana.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nanamafy ny fon'i Farao, mpanjakan'i Egypta, dia nanenjika ny Zanak'Isiraely izy, na dia tamin'ny tanana avo aza no nivoahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nanamafy ny fon’i Farao, mpanjakan’i Ejipta, dia nanenjika ny Zanak’Israely izy, na dia tamin’ny fahafahana tanteraka aza no nivoahan’ireo.
malagasy
Ary Jehovah nanamafy ny fon'i Farao, mpanjakan'i Egypta, dia nanenjika ny Zanak'Isiraely izy, na dia tamin'ny tanana avo aza no nivoahany.