Exodus 15:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fofonainao no nitsofanao dia nanarona azy ny ranomasina; nilentika tahaka ny firaka ao anatin’ny rano mahery izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo vao notsofin’ny fofon’ainao dia safotry ny rano izy, Ka nilentika toy ny firaka anatin’ny ranomasim-be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy natsokanao ny rivotrao, dia norakofan’ny ranomasina ireo. Nilentika ao anaty ranomody toy ny vongam-piraka izy.
Malagasy Bible 1865
Ny fofonainao no nitsofanao, dia nanarona azy ny ranomasina: nilentika tahaka ny firaka ao amin'ny rano mahery izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fofonainao no nitsofanao dia nanarona azy ny ranomasina; nilentika tahaka ny firaka ao anatin’ny rano mahery izy.
malagasy
Ny fofonainao no nitsofanao, dia nanarona azy ny ranomasina: nilentika tahaka ny firaka ao amin'ny rano mahery izy.