Exodus 15:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, iza no tahaka Anao amin’izay andriamanitra? Iza no tahaka Anao, izay ankalazaina amin’ny fahamasinana, deraina amin’ny fahatahorana, ary mpanao fahagagana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa no toa Anao amin’ireo andriamanitra, ry Iaveh ô! Iza moa no toa Anao izay mendrika indrindra noho ny fahamasinana, Izay atahorana, na eo am-piderana Anao aza, mpanao fahagagana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, iza moa no andriamanitra tahaka Anao? Iza no malaza amin’ny fahamasinana tahaka Anao, mahatahotra, mendri-piderana, afaka manao zava-mahagaga?
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, iza moa no tahaka Anao amin'izay andriamanitra? Iza moa no tahaka Anao, Izay ankalazaina amin'ny fahamasinana, deraina amin'ny fahatahorana, Mpanao fahagagana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, iza no tahaka Anao amin’izay andriamanitra? Iza no tahaka Anao, izay ankalazaina amin’ny fahamasinana, deraina amin’ny fahatahorana, ary mpanao fahagagana?
malagasy
Jehovah ô, iza moa no tahaka Anao amin'izay andriamanitra? Iza moa no tahaka Anao, Izay ankalazaina amin'ny fahamasinana, deraina amin'ny fahatahorana, Mpanao fahagagana?