Exodus 15:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tarihinao amin’ny famindramponao ny firenena izay navotanao; entinao amin’ny herinao izy ho any amin’ny fonenanao masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahasoavanao no hitondranao ity vahoaka navotanao ity; Ny fahefanao no hitarihanao azy ho any amin’ny fonenanao masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tarihinao amin’ny fitiavanao ny vahoaka izay navotanao. Amin’ny herinao no itondranao azy ho amin’ny fonenany masina.
Malagasy Bible 1865
Tarihinao amin'ny famindram-ponao ny firenena izay navotanao, ka entinao amin'ny herinao ho any amin'ny fonenanao masina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tarihinao amin’ny famindramponao ny firenena izay navotanao; entinao amin’ny herinao izy ho any amin’ny fonenanao masina.
malagasy
Tarihinao amin'ny famindram-ponao ny firenena izay navotanao, ka entinao amin'ny herinao ho any amin'ny fonenanao masina izy.