Exodus 15:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandre ireo firenena ka raiki-tahotra; hovitra no mahazo ny mponina any Filistia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre izany ny firenena dia nangovitra; Raiki-tahotra ny Filistinina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandre izany ny firenena maro ka mihorohoro; mihoron-koditra ny Filistinina,
Malagasy Bible 1865
Mandre ny firenena ka raiki-tahotra; Hovitra no mahazo ny mponina any Filistia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandre ireo firenena ka raiki-tahotra; hovitra no mahazo ny mponina any Filistia;
malagasy
Mandre ny firenena ka raiki-tahotra; Hovitra no mahazo ny mponina any Filistia;