Exodus 15:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hampiditra azy Ianao ka hamponina azy ao amin’ny tendrombohitra lovanao, ao amin’ny fonenana nataonao hitoeranao, TOMPO ô, dia ao amin’ny fitoerana masina naorin’ny tananao, Tompo ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitondra sy hamponina azy Ianao Eo amin’ny tendrombohitry ny lovanao, Dia eo amin’ilay toerana nataonao ho fonenanao, ry Iaveh ô, eo amin’ny fitoerana masina namboarin’ny tananao, ry Tompo ô
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Entinao izy ka hamponeninao ao an-tendrombohitrao, ao amin’ny toerana izay nataonao ho fonenanao, ry TOMPO, dia ny Toeramasina izay naorinao.
Malagasy Bible 1865
Dia hampiditra azy Hianao ka hamponina azy ao amin'ny tendrombohitra lovanao, ao amin'ny fitoerana nataonao hitoeranao, Jehovah ô, dia ao amin'ny fitoerana masina naorin'ny tananao, Tompo ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hampiditra azy Ianao ka hamponina azy ao amin’ny tendrombohitra lovanao, ao amin’ny fonenana nataonao hitoeranao, TOMPO ô, dia ao amin’ny fitoerana masina naorin’ny tananao, Tompo ô.
malagasy
Dia hampiditra azy Hianao ka hamponina azy ao amin'ny tendrombohitra lovanao, ao amin'ny fitoerana nataonao hitoeranao, Jehovah ô, dia ao amin'ny fitoerana masina naorin'ny tananao, Tompo ô.