Exodus 15:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no heriko sy anton’ny fiderako, fa famonjena ahy Izy; Izy no Andriamanitro ka hankalaza Azy aho. Izy no Andriamanitry ny razako ka hanandratra Azy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no heriko sy fototry ny tononkirako, Izy no namonjy ahy. Izy no Andriamanitro, ka hankalazaiko, Sady Andriamanitry ny raiko, ka hoderaiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no heriko ka hataoko an-kira, tonga namonjy ahy Izy, Izy no Andriamanitro, ka hoderaiko izy no Andriamanitry ny razako, ka hankalazaiko.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy; izao no Andriamanitro, ka hankalaza Azy aho, dia Andriamanitry ny razako, ka hanandratra Azy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no heriko sy anton’ny fiderako, fa famonjena ahy Izy; Izy no Andriamanitro ka hankalaza Azy aho. Izy no Andriamanitry ny razako ka hanandratra Azy aho.
malagasy
Jehovah no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy; izao no Andriamanitro, ka hankalaza Azy aho, dia Andriamanitry ny razako, ka hanandratra Azy aho.