Exodus 15:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona, dia nitondra ny ampongatapaka teny an-tanany; ary nanaraka azy ny vehivavy rehetra nitondra ampongatapaka sady nandihy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandray langoroany tapaka i Maria, mpaminany vavy, anabavin’i Aarôna, ary nitondra langoroany nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, dia nandihy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naka ampongatapaka i Miriama, mpaminanivavy anabavin’i Aharôna, ary lasa nanaraka azy avokoa ny vehivavy israelita rehetra ka nitondra ampongatapaka sady nandihy.
Malagasy Bible 1865
Ary Miriama mpaminanivavy, anabavin'i Arona, dia nitondra ny ampongatapaka teny an-tànany; ary nivoaka nanaraka azy ny vehivavy rehetra nitondra ampongatapaka sady nandihy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona, dia nitondra ny ampongatapaka teny an-tanany; ary nanaraka azy ny vehivavy rehetra nitondra ampongatapaka sady nandihy.
malagasy
Ary Miriama mpaminanivavy, anabavin'i Arona, dia nitondra ny ampongatapaka teny an-tànany; ary nivoaka nanaraka azy ny vehivavy rehetra nitondra ampongatapaka sady nandihy.