Exodus 15:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nimonomonona tamin’i Mosesy ny olona ka niteny hoe: Inona no hosotroinay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nimonomonona tamin’i Môizy ny vahoaka, nanao hoe: «Inona no hosotroinay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nimonomonona tamin’i Mosesy ny vahoaka nanao hoe: Inona no hosotroinay?
Malagasy Bible 1865
Dia nimonomonona tamin'i Mosesy ny olona ka nanao hoe: Inona no hosotroinay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nimonomonona tamin’i Mosesy ny olona ka niteny hoe: Inona no hosotroinay?
malagasy
Dia nimonomonona tamin'i Mosesy ny olona ka nanao hoe: Inona no hosotroinay?