Exodus 15:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tao Elima izy ireo; tao no nisy loharano roa amby folo sy hazo daty fitopolo, dia nitoby teo anilan’ny rano izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga teo Elima izy ireo, izay nisy loharano roa ambin’ny folo sy foto-palma fitopolo, ka nitoby teo akaikin’ny rano izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia tonga tao Elima ny Israelita; nisy loharano 12 sy rofia fitopolo tao, ka nitoby teo akaikin’ny rano izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tao Elima izy; ary tao nisy loharano roa ambin'ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo anilan'ny rano izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tao Elima izy ireo; tao no nisy loharano roa amby folo sy hazo daty fitopolo, dia nitoby teo anilan’ny rano izy.
malagasy
[Ny nahatongavan'ny Zanak'Isiraely tao Elima, sy ny nimonomononany tany an-efitr'i Sinay noho ny tsi-fisian-kanina, ary ny nanomezan'Andriamanitra azy mana sy papelika hohaniny. Ary tonga tao Elima izy; ary tao nisy loharano roa ambin'ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo anilan'ny rano izy.