Exodus 15:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny kalesin’i Farao fitondra miady sy ny miaramilany dia natsipiny ao amin’ny ranomasina; ary ny manamboninahitra voafantina dia nilentika ao amin’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kalesy aman-tafik’i Faraôna navariny an-dranomasina; Ny kapiteny voafantina natelin’ny Ranomasina Mena;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa navariny ao an-dranomasina ny kalesy sy ny andian-tafiky ny Farao, ireo manam-boninahiny voafantina nasitriny ao an- dranomasin’ny Volotara.
Malagasy Bible 1865
Ny kalesin'i Farao sy ny miaramilany natsipiny ao amin'ny ranomasina; ary ny kapiteny voafantina nasitrika ao amin'ny Ranomasina Mena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny kalesin’i Farao fitondra miady sy ny miaramilany dia natsipiny ao amin’ny ranomasina; ary ny manamboninahitra voafantina dia nilentika ao amin’ny Ranomasina Mena.
malagasy
Ny kalesin'i Farao sy ny miaramilany natsipiny ao amin'ny ranomasina; ary ny kapiteny voafantina nasitrika ao amin'ny Ranomasina Mena.