Exodus 15:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanarona azy ireo ny lalina: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosaforan’ny rano ireny, Nilentika amin’ny farany ambany toy ny vato izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandrakotra azy ny ranobe: nilentika any amin’ny farany ambany toy ny vato alatsaka izy.
Malagasy Bible 1865
Ny lalina nanarona azy: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanarona azy ireo ny lalina: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy ireo.
malagasy
Ny lalina nanarona azy: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy.