Exodus 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny halehiben’ny voninahitrao no andringananao izay mitsangana hanohitra Anao; alefanao ny fahatezeranao mirehitra ka mandevona azy toy ny mololo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fiandriananao mihoa-pampana, No andringanana ny fahavalonao; Fa mampirehitra ny hatezeranao Ianao, Dia levona toy ny mololo ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatalanjona ny fahalehibiazanao fa manapotika ny mpanohitra Anao. Alefanao ny fahatezeranao ka mandoro azy toy ny mololo.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny halehiben'ny voninahitrao no andringananao izay nitsangana hanohitra Anao; alefanao ny fahatezeranao mirehitra, izay mandevona azy toy ny mololo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny halehiben’ny voninahitrao no andringananao izay mitsangana hanohitra Anao; alefanao ny fahatezeranao mirehitra ka mandevona azy toy ny mololo.
malagasy
Amin'ny halehiben'ny voninahitrao no andringananao izay nitsangana hanohitra Anao; alefanao ny fahatezeranao mirehitra, izay mandevona azy toy ny mololo.