Exodus 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny andro fahadimy amby folo tamin’ny volana faharoa taorianan’ny nialany tany amin’ny tany Ejipta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo ka nankany amin’ny tany efitra Sina izay eo anelanelan’i Elima sy i Sinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala teo Elima izy ireo ary ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra dia tonga tany an’efitra Sina, anelanelan’i Elima sy Sinaia tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana faharoa, taorian’ny nialany tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala tao Elima ny vahoaka Israelita manontolo, ka tonga tao amin’ny taniefitra Sina, eo anelanelan’i Elima sy ny tendrombohitra Sinay, tamin’ny volana faharoa, andro faha-15 taorian’ny nialany tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folo tamin'ny volana faharoa taorian'ny nialany tany amin'ny tany Egypta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka nankany amin'ny efitra Sina, izay eo anelanelan'i Elima sy Sinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny andro fahadimy amby folo tamin’ny volana faharoa taorianan’ny nialany tany amin’ny tany Ejipta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo ka nankany amin’ny tany efitra Sina izay eo anelanelan’i Elima sy i Sinay.
malagasy