Exodus 16:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa reko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely, koa mitenena aminy hoe: Hihinan-kena ianareo anio hariva milenti-masoandro ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo, dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Reko ny fimonomononan’ny zanak’i Israely, ka lazao izy ireo hoe: Amin’ny àty takariva ianareo dia hihinan-kena; ary raha maraina koa dia hivoky mofo, ka ho fantatrareo fa Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Reko ny fimonomononan’ny Israelita. Ilazao izy ireo hoe: Anio hariva dia hihinan-kena ianareo, ary rahampitso maraina dia ho voky mofo ianareo; amin’izay dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Efa reko ny fimonomononan'ny Zanak'Isiraely, koa mitenena aminy hoe: Anio hariva dia hihinan-kena ianareo, ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo ianareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa reko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely, koa mitenena aminy hoe: Hihinan-kena ianareo anio hariva milenti-masoandro ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo, dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy