Exodus 16:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hariva, niakatra ny papelika ka rakotra azy ny toby; nony maraina, nisy ando matevina nanodidina ny toby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva, indreny nisy papelika niakatra nandrakotra ny toby; maraina indray, nisy ando matevina nanodidina ny toby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hariva, dia tonga tokoa ny papelika ka nipetraka teny amin’ny toby; ary nony maraina, dia nisy ando matevina manodidina ny toby.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; ary nony maraina dia nisy ando manodidina ny toby;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hariva, niakatra ny papelika ka rakotra azy ny toby; nony maraina, nisy ando matevina nanodidina ny toby.
malagasy
Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; ary nony maraina dia nisy ando manodidina ny toby;