Exodus 16:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka samy nanangona; ny sasany dia nanangona be, ny sasany kosa dia kely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’ny zanak’i Israely izany; samy nanangona izy, ny an’ny sasany be, ny an’ny sasany kely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notanterahin’ny Israelita izany, ka nisy nanangona betsaka, ary nisy kosa nanangona kely.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao izany ny Zanak'Isiraely, ka samy nanangona: ny sasany nanangona be, ary ny sasany kosa kely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka samy nanangona; ny sasany dia nanangona be, ny sasany kosa dia kely.
malagasy
Dia nanao izany ny Zanak'Isiraely, ka samy nanangona: ny sasany nanangona be, ary ny sasany kosa kely.