Exodus 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa i Mosesy tamin’izy ireo: Aza misy mamela sisa ho tra-maraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilazan’i Môizy izy ireo nataony hoe: «Aza misy mamela ho tra-maraina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Mosesy tamin’ny Israelita: –Aoka tsy hisy olona hamela sisa ho tra-maraina.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy taminy: Aza misy mamela sisa ho tra-maraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa i Mosesy tamin’izy ireo: Aza misy mamela sisa ho tra-maraina.
malagasy
Ary hoy Mosesy taminy: Aza misy mamela sisa ho tra-maraina.