Exodus 16:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namela izany ho tra-maraina izy araka izay nandidian’i Mosesy nefa tsy mba maimbo na niteraka olitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia navelan’izy ireo notahiriziny ho tra-maraina izay sisa, araka ny tenin’i Môizy, nefa tsy maimbo na niloaka olitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navahan’izy ireo hotahirizina mandra-maraina ny ambiny araka izay nodidian’i Mosesy, nefa tsy maimbo na feno olitra.
Malagasy Bible 1865
Dia namela izany ho tra-maraina izy, araka izay nandidian'i Mosesy; ary tsy mba maimbo na niteraka olitra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namela izany ho tra-maraina izy araka izay nandidian’i Mosesy nefa tsy mba maimbo na niteraka olitra.
malagasy
Dia namela izany ho tra-maraina izy, araka izay nandidian'i Mosesy; ary tsy mba maimbo na niteraka olitra izany.