Exodus 16:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray i Mosesy: Hano ireny anio fa Sabata ho an’NY TOMPO anio; tsy hahita ireny any an-tsaha ianareo anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Môizy: «Hano anio izay, fa andro sabata fankalazana an’i Iaveh, ka anio ianareo tsy hahita eny an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Mosesy taminy: –Hano izany anio, fa sabata ho an’ny TOMPO anio, ka tsy hahita an’ireny eny an-tsaha ianareo androany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy: Hano ireny anio, fa Sabata ho an'i Jehovah anio, ka anio no tsy hahitanareo azy any an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray i Mosesy: Hano ireny anio fa Sabata ho an’NY TOMPO anio; tsy hahita ireny any an-tsaha ianareo anio.
malagasy
Ary hoy Mosesy: Hano ireny anio, fa Sabata ho an'i Jehovah anio, ka anio no tsy hahitanareo azy any an-tsaha.