Exodus 16:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito ka tsy hisy amin’io andro io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro enina no hakanareo izany, fa amin’ny andro fahafito izay sabata dia tsy hisy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andro enina no ahazoanareo manangona sakafo; fa amin’ny andro fahafito, andro sabata, dia tsy hisy.
Malagasy Bible 1865
Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito ka tsy hisy amin’io andro io.
malagasy
Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin'izany.