Exodus 16:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tamin’ny andro fahafito, nisy ihany olona nandeha hanangona nefa tsy nahita na dia kely aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahafito nivoaka haka ihany ny sasany tamin’ny vahoaka saingy tsy nahita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro fahafito anefa dia mbola nisy ihany Israelita sasany nivoaka ny toby mba hanangona, fa tsy nahita na inona na inona.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tamin'ny andro fahafito dia nisy olona nivoaka hanangona, fa tsy nahita na dia kely akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tamin’ny andro fahafito, nisy ihany olona nandeha hanangona nefa tsy nahita na dia kely aza.
malagasy
Ary nony tamin'ny andro fahafito dia nisy olona nivoaka hanangona, fa tsy nahita na dia kely akory aza.