Exodus 16:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nantsoin’ny taranak’Israely hoe Mana io zavatra io; ary tahaka ny voan’ny koriandira izy nefa fotsy; ary ny tsirony dia tahaka ny mofo misy tantely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mana no nataon’ny taranak’i Israely anaran’io zava-pihinana io; tahaka ny voan-koriandra izy, ary fotsy, ary toy ny mofo misy tantely ny tsirony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’ny Israelita hoe mana ny anaran’izany sakafo izany. Mitovy amin’ny voarafy izy sady fotsy, ary tahaka ny mofo misy tantely ny tsirony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anarany dia nataon'ny taranak'Isiraely hoe Mana; ary tahaka ny voan-drafy izy sady fotsy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny mofo misy tantely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nantsoin’ny taranak’Israely hoe Mana io zavatra io; ary tahaka ny voan’ny koriandira izy nefa fotsy; ary ny tsirony dia tahaka ny mofo misy tantely.
malagasy
Ary ny anarany dia nataon'ny taranak'Isiraely hoe Mana; ary tahaka ny voan-drafy izy sady fotsy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny mofo misy tantely.