Exodus 16:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy no nametrahan’i Arona izany teo anatrehan’ny Vavolombelona mba hotahirizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia napetrak’i Aarôna teo anatrehan’ny Vavolombelona izany, mba hotahirizina, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy dia teo anoloan’ny Raki-tsoratry ny fanekempihavanana no napetrak’i Aharôna ilay siny tany misy mana mba hotahirizina.
Malagasy Bible 1865
Ary araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nametrahan'i Arona izany teo anatrehan'ny Vavolombelona mba hotehirizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy no nametrahan’i Arona izany teo anatrehan’ny Vavolombelona mba hotahirizina.
malagasy
Ary araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nametrahan'i Arona izany teo anatrehan'ny Vavolombelona mba hotehirizina.