Exodus 16:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihinana mana nandritra ny efapolo taona ny Zanak’Israely mandra-pahatongany tany amin’izay tany misy mponina. Eny, mana no nohaniny mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efapolo taona no nihinanan’ny zanak’i Israely ny mana, dia mandra-pahatongany amin’ny tany misy mponina; nihinana mana ihany izy ireo, mandra-pahatongany tamin’ny sisin-tanin’i Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny efapolo taona no nihinanan’ny Israelita ny mana, ambara-pahatongany tany amin’ny tany misy mponina, izany hoe mandra-pidirany teo amin’ny sisin-tanin’i Kanahàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nihinana mana mandritra ny efa-polo taona mandra-pahatongany tany amin'izay tany misy monina: eny, mana no nohaniny mandra-pahatongany tany amin'ny sisin'ny tany Kanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihinana mana nandritra ny efapolo taona ny Zanak’Israely mandra-pahatongany tany amin’izay tany misy mponina. Eny, mana no nohaniny mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely nihinana mana mandritra ny efa-polo taona mandra-pahatongany tany amin'izay tany misy monina: eny, mana no nohaniny mandra-pahatongany tany amin'ny sisin'ny tany Kanana.Ary ny omera dia ampahalofon'ny vata efaha.