Exodus 16:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny omera dia ampahafolon’ny vata efaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny gômôra dia ampahafolon’ny efah.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fatran’ny mana fanangona dia efatra zingan-drano eo ho eo, izany hoe ampahafolon’ny famarana mahazatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny omera dia ampahalofon'ny vata efaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny omera dia ampahafolon’ny vata efaha*.
malagasy
Ary ny omera dia ampahalofon'ny vata efaha.