Exodus 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’ny andro fahenina, raha manamboatra izay azony izy, dia hisy indroa toraka izay angoniny isanandro amin’io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro fahenina, homaniny izay efa nangoniny, ka hisy indroa toraky ny fanangony isan’andro.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa amin’ny andro fahenina rehefa hanomana izay hoentinareo ianareo, dia hahita indroa heny noho izay fanangonareo isan’andro.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mby amin'ny andro fahenina dia hamboariny izay azony; ary hisy indroa toraka izay angoniny isan'andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’ny andro fahenina, raha manamboatra izay azony izy, dia hisy indroa toraka izay angoniny isanandro amin’io.
malagasy
Ary raha mby amin'ny andro fahenina dia hamboariny izay azony; ary hisy indroa toraka izay angoniny isan'andro.