Exodus 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Mosesy tamin’i Arona: Lazao amin’ny fiangonan’ny Israely manontolo hoe: Manatòna eo anatrehan’NY TOMPO; fa efa reny ny fimonomononanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Môizy tamin’i Aarôna: «Lazao amin’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra hoe: Manatòna eo anatrehan’i Iaveh ianareo, fa efa reny ny fimonomononanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nanome baiko an’i Aharôna i Mosesy hoe: –Ilazao avokoa ny vahoaka Israely mba ho tonga hiseho eo anatrehan’ny TOMPO, satria efa reny ny fimonomononan’izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Lazao amin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hoe: Manatòna eo anatrehan'i Jehovah; fa efa reny ny fimonomononanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Mosesy tamin’i Arona: Lazao amin’ny fiangonan’ny Israely manontolo hoe: Manatòna eo anatrehan’NY TOMPO; fa efa reny ny fimonomononanareo.
malagasy
Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Lazao amin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hoe: Manatòna eo anatrehan'i Jehovah; fa efa reny ny fimonomononanareo.