Exodus 17:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanorina alitara i Mosesy ka ny anarany nataony hoe: NY TOMPO Nisỳ.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanorina ôtely i Môizy, ka nomeny anarana hoe: Iaveh-Nesi.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanamboatra alitara teo i Mosesy ka nomeny anarana hoe «Ny TOMPO fanevako».
Malagasy Bible 1865
Dia nanorina alitara Mosesy ka nanao ny anarany hoe: Jehovah Nisi.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanorina alitara i Mosesy ka ny anarany nataony hoe: NY TOMPO Nisỳ.
malagasy
Dia nanorina alitara Mosesy ka nanao ny anarany hoe: Jehovah Nisi.Fa hoy izy: Jehovah nianiana hoe: Ny adin'i Jehovah amin'ny Amalekita dia tsy hitsahatra hatramin'izay taranany fara mandimby.