Exodus 17:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy mantsy izy: NY TOMPO nianiana hoe: Satria nisy tanana niainga hamely ny sezafiandrianan’NY TOMPO dia tsy hitsahatra hatramin’izay taranany fara aman-dimby ny adin’NY TOMPO amin’ny Amalekita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy: «Efa nanangan-tanan-kamely ny seza fiandrianan’i Iaveh izy ireo, koa i Iaveh kosa hiady amin’i Amaleka amin’ny taona mifandimby hatrany».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy izy hoe: –Satria ny Hamalekita efa nanainga tanana hanohitra ny sezafiandrianan’ny Tompo, dia hiady amin’izy ireo hatrany hatrany ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Jehovah nianiana hoe: Ny adin'i Jehovah amin'ny Amalekita dia tsy hitsahatra hatramin'izay taranany fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy mantsy izy: NY TOMPO nianiana hoe: Satria nisy tanana niainga hamely ny sezafiandrianan’NY TOMPO dia tsy hitsahatra hatramin’izay taranany fara aman-dimby ny adin’NY TOMPO amin’ny Amalekita.
malagasy
Fa hoy izy: Jehovah nianiana hoe: Ny adin'i Jehovah amin'ny Amalekita dia tsy hitsahatra hatramin'izay taranany fara mandimby.