Exodus 17:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitaraina tamin’NY TOMPO i Mosesy hoe: Inona no hataoko amin’ireto olona ireto? Mila hitora-bato ahy izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitaraina tamin’i Iaveh i Môizy nanao hoe: «Inona no ataoko ho an’ity vahoaka ity, fa kely foana sisa tsy hitorahany vato ahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso vonjy tamin’ny TOMPO i Mosesy nanao hoe: –Inona no hataoko amin’ity vahoaka ity? Fa mila hitora-bato ahy mihitsy izy!
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nitaraina tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Ahoana no hataoko amin'ireto olona ireto? fa mila hitora-bato ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitaraina tamin’NY TOMPO i Mosesy hoe: Inona no hataoko amin’ireto olona ireto? Mila hitora-bato ahy izy!
malagasy
Ary Mosesy nitaraina tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Ahoana no hataoko amin'ireto olona ireto? fa mila hitora-bato ahy izy.