Exodus 18:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jetro: Isaorana anie NY TOMPO izay nanafaka anareo tamin’ny tanan’ny Ejiptiana sy tamin’ny tanan’i Farao, NY TOMPO izay nanafaka ny olona tsy ho ao ambanin’ny tanan’ny Ejiptiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jetrô: «Hisaorana anie i Iaveh izay nanafaka anareo tamin’ny tanan’ny Ejiptianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy i Jetrao hoe: –Hoderaina anie ny TOMPO Izay nanafaka anareo tamin’ny famoretan’ny Farao sy ny Ejiptianina.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jetro: Isaorana anie Jehovah, Izay namonjy anareo ho afaka tamin'ny tanan'ny Egyptiana sy tamin'ny tànan'i Farao, dia Izay namonjy ny olona tsy hotapahin'ny Egyptiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jetro: Isaorana anie NY TOMPO izay nanafaka anareo tamin’ny tanan’ny Ejiptiana sy tamin’ny tanan’i Farao, NY TOMPO izay nanafaka ny olona tsy ho ao ambanin’ny tanan’ny Ejiptiana.
malagasy