Exodus 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jetro, rafozan’i Mosesy, dia nitondra fanatitra dorana manontolo sy fanatitra hafa alatsa-dra ho an’Andriamanitra. Dia tonga i Arona sy ny loholon’ny Israely rehetra hiara-misakafo amin’ny rafozan’i Mosesy teo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanolotra sorona dorana sy fanatitra tamin’Andriamanitra i Jetrô, rafozan’i Môizy. Ary i Aarôna mbamin’ny loholon’i Israely rehetra dia tonga niara-nisakafo tamin’ny rafozan’i Môizy avokoa teo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanolotra sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana tamin’Andriamanitra i Jetrao. Koa tonga i Aharôna sy ny loholon ’i Israely rehetra hihinana ny sakafo masina niaraka tamin’ny rafozan’i Mosesy teo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jetro, rafozan'i Mosesy, nitondra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà ho an'Andriamanitra; dia nankao Arona sy ny loholon'ny Isiraely rehetra hiara-mihinan-kanina amin'ny rafozan'i Mosesy teo anatrehan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jetro, rafozan’i Mosesy, dia nitondra fanatitra dorana manontolo sy fanatitra hafa alatsa-dra ho an’Andriamanitra. Dia tonga i Arona sy ny loholon’ny Israely rehetra hiara-misakafo amin’ny rafozan’i Mosesy teo anatrehan’Andriamanitra.
malagasy