Exodus 18:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina dia nipetraka hitsara ny olona i Mosesy, ary nijoro teo anatrehan’i Mosesy hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso nipetraka hitsara ny vahoaka i Môizy, ka nitsangana teo anatrehany, hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva, ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ampitso dia nipetraka mba hitsara ny adin’ny vahoaka i Mosesy. Nanomboka ny maraina ka mandra-paharivan’ny andro dia nijajirika teo ny olona mba hahazo miseho eo anatrehan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina dia nipetraka hitsara ny olona Mosesy; ka dia nijanona teo anatrehan'i Mosesy ny olona hatramin'ny maraina ka hatramin'ny hariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina dia nipetraka hitsara ny olona i Mosesy, ary nijoro teo anatrehan’i Mosesy hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva ny olona.
malagasy
Ary nony maraina dia nipetraka hitsara ny olona Mosesy; ka dia nijanona teo anatrehan'i Mosesy ny olona hatramin'ny maraina ka hatramin'ny hariva.