Exodus 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Mosesy tamin’ny rafozany: Satria mankaty amiko ny olona hanontany amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Môizy tamin’ny rafozany: «Ka inona moa fa manatona ahy ny olona hanontany hevitra amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly an-drafozany i Mosesy hoe: –Satria ireo olona ireo dia tonga atỳ amiko mba hitady ny fitsarana avy amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy tamin'ny rafozany: Satria mankaty amiko ny olona hanontany amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Mosesy tamin’ny rafozany: Satria mankaty amiko ny olona hanontany amin’Andriamanitra.
malagasy
Ary hoy Mosesy tamin'ny rafozany: Satria mankaty amiko ny olona hanontany amin'Andriamanitra.