Exodus 18:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manana ady izy ireo dia mankaty amiko ka mitsara azy roa tonta aho ary mampahalala azy ny didin’Andriamanitra sy ny lalànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manana ady izy ireo, dia mankatỳ amiko, ka mitsara azy aho sy mampahalala ny didy aman-dalàn’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa misy raharaha mampifanolana azy, dia tonga atỳ amiko izy ireo: mitsara ny raharaha mampifanolana azy aho, ary mampahafantatra azy ny fitsipik’Andriamanitra sy ny lalànany.
Malagasy Bible 1865
Raha misy manana ady izy, dia mankaty amiko, ka mitsara azy roa tonta aho, dia mampahalala azy ny didin'Andriamanitra sy ny lalàny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manana ady izy ireo dia mankaty amiko ka mitsara azy roa tonta aho ary mampahalala azy ny didin’Andriamanitra sy ny lalànany.
malagasy
Raha misy manana ady izy, dia mankaty amiko, ka mitsara azy roa tonta aho, dia mampahalala azy ny didin'Andriamanitra sy ny lalàny.