Exodus 18:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny rafozan’i Mosesy taminy: Tsy tsara izao zavatra ataonao izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny rafozan’i Môizy taminy: «Tsy tsara izao ataonao izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray ny rafozany: –Tsy tsara ny fomba anaovanao ny raharaha!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny rafozan'i Mosesy taminy; Tsy tsara izao zavatra ataonao izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny rafozan’i Mosesy taminy: Tsy tsara izao zavatra ataonao izao.
malagasy
Ary hoy ny rafozan'i Mosesy taminy; Tsy tsara izao zavatra ataonao izao.