Exodus 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa noentin’i Jetro, rafozan’i Mosesy, i Zipora vadin’i Mosesy, izay nalefany nody,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’i Jetrô rafozan’i Môizy, i Sefôrà, vadin’i Môizy, izay efa nampodiany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nandefasan’i Mosesy an’i Tsipôrà telo mianaka tany amin’i Jetrao, dia nentin’i Jetrao i Tsipôrà zanany vavy, vadin’i Mosesy,
Malagasy Bible 1865
Dia nentin'i Jetro, rafozan'i Mosesy, Zipora, vadin'i Mosesy, rehefa nampivereniny izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa noentin’i Jetro, rafozan’i Mosesy, i Zipora vadin’i Mosesy, izay nalefany nody,
malagasy
Dia nentin'i Jetro, rafozan'i Mosesy, Zipora, vadin'i Mosesy, rehefa nampivereniny izy,