Exodus 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampianatra azy ny didy sy ny lalàna ianao sady hampahalala azy ny lalana izay mety halehany sy izay tokony hataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampahafantaro azy ireo ny fitsipika aman-dalàna, atoroy azy ny lalana tsy maintsy ombany, sy izay tsy maintsy ataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao koa no hampianatra azy ny fitsipik’Andriamanitra sy ny lalànany, ka hampahalala azy ny lalana tokony hizorany sy ny asa tokony hataony.
Malagasy Bible 1865
ary hampianatra azy ny didy sy ny lalàna izay mety halehany sy ny asa izay mety hataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampianatra azy ny didy sy ny lalàna ianao sady hampahalala azy ny lalana izay mety halehany sy izay tokony hataony.
malagasy
ary hampianatra azy ny didy sy ny lalàna izay mety halehany sy ny asa izay mety hataony.