Exodus 18:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tanterahinao izany zavatra izany ka hilaza izay didy aminao Andriamanitra dia haharitra ianao, ary izao olona rehetra izao koa dia ho tonga soa amantsara any amin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manao izany ianao ka hatoron’Andriamanitra anao koa izay didiny, dia hahazaka izany ianao ary ny vahoaka koa ho tonga soa aman-tsara amin’izay halehany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ataonao izany zavatra izany, ka izay no andidian’Andriamanitra anao, dia tsy ho reraka ianao; ary ny olona koa dia ho afaka mody any aminy vita fihavanana.
Malagasy Bible 1865
Raha hanao araka izany zavatra izany ianao, ka hilaza izay didy aminao Andriamanitra, dia haharitra ianao, ary izao olona rehetra izao koa dia ho tonga soa aman-tsara any amin'ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tanterahinao izany zavatra izany ka hilaza izay didy aminao Andriamanitra dia haharitra ianao, ary izao olona rehetra izao koa dia ho tonga soa amantsara any amin’ny taniny.
malagasy
Raha hanao araka izany zavatra izany ianao, ka hilaza izay didy aminao Andriamanitra, dia haharitra ianao, ary izao olona rehetra izao koa dia ho tonga soa aman-tsara any amin'ny taniny.