Exodus 18:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia neken’i Mosesy ny tenin’ny rafozany ka nataony avokoa izay rehetra efa nolazainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Neken’i Môizy ny tenin-drafozany ary nataony avokoa izay nolazainy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Narahin’i Mosesy avokoa ny torohevitry ny rafozany:
Malagasy Bible 1865
Dia neken'i Mosesy ny tenin'ny rafozany, ka nataony avokoa izay rehetra efa nolazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia neken’i Mosesy ny tenin’ny rafozany ka nataony avokoa izay rehetra efa nolazainy.
malagasy
Dia neken'i Mosesy ny tenin'ny rafozany, ka nataony avokoa izay rehetra efa nolazainy.