Exodus 18:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nofidin’i Mosesy ary izay lehilahy mahay tamin’ny Israely rehetra ka nataony lohan’ny olona hifehy azy, ho mpifehy arivo, ho mpifehy zato, ho mpifehy dimampolo ary ho mpifehy folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nifidy izay lehilahy mahay tamin’i Israely rehetra izy, ka notendreny teo amin’ny vahoaka ireo ho tomponarivo sy tompon-jato, ary mpifehy dimampolo ama-mpifehy folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nifidy lehilahy be herimpo teo amin’ny Israelita izy, ka nanendry azy ho tompon’andraikitra amin’ny vahoaka, ho mpifehy arivo sy mpifehy zato na ho mpifehy dimampolo sy mpifehy folo.
Malagasy Bible 1865
Dia nofidin'i Mosesy izay lehilahy mahay tamin'ny Isiraely rehetra ka nataony lohan'ny olona hanapaka azy, dia ho mpifehy arivo sy ho mpifehy zato sy ho mpifehy dimam-polo ary ho mpifehy folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nofidin’i Mosesy ary izay lehilahy mahay tamin’ny Israely rehetra ka nataony lohan’ny olona hifehy azy, ho mpifehy arivo, ho mpifehy zato, ho mpifehy dimampolo ary ho mpifehy folo.
malagasy
Dia nofidin'i Mosesy izay lehilahy mahay tamin'ny Isiraely rehetra ka nataony lohan'ny olona hanapaka azy, dia ho mpifehy arivo sy ho mpifehy zato sy ho mpifehy dimam-polo ary ho mpifehy folo.